Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy izao dia nanatanteraka diabe niainga teo amin'ny kianja mitafo Ankorondrano hatrany amin'ny kianja Alarobia ireo vehivavy rehetra eto anivon'ny Minisitera izay teo ambany fitarihan'ny vadin'ny Filohan'ny...
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, amin'izao fanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Ambasadaoron’i Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Arnaud GUILLOIS...
« Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena ny vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy». Io no lohahevitra entina hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy izay atao eto Antananarivo amin'ity taona ity . Anisany mankalaza izany ny eto anivon'ny...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny mpanazatra ny ekipam-pirenena BAREA, Andriamatoa Nicolas DUPUIS,ny 06 martsa 2023. Niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra ny...
Tao aorian'ny lozam-pifamoivoizana niseho ny 04 Martsa 2023 tao Talala Ampano dia tonga nanotrona sy nampahery ireo tanora niharan'ity loza ity tao amin'ny CHU Tambohobe Fianarantsoa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sy...
Anisan'ny asa sy vina ary paikady napetraky ny Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny hisitrahan'ny tanora maherin'ny 3000 ny fampiofanana LIFESKILLS FANOITRA izay karakarain'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amin'ny alalan'ny Fitaleavana rehetra...
Taorian'ny fivoriana ara-teknika momba ny lalaon'ny nosy andiany faha-11 izay niarahana tamin'ireo Filohan'ny Federasionina sy ireo Tale Teknika eo anivon'ny federasiona tsirairay avy ny 28 febroary 2023 lasa teo dia efa miditra tanteraka ao anatin'ny asa...
Notanterahina ny 28 febroary 2023 tao amin'ny Hôtel Le Louvre Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny fitondrana Japoney tamin'ny alalan'Andriamatoa ABE Koji, Ambasadaoron'i Japon monina sy miasa eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy ny taranja Judo izay...
Ho fanomanana ny fiatrehana ny lalao iraisan'ny firenena miteny frantsay na ny " Jeux de la Francophonie " andiany faha 9 izay ho tanterahina any Congo Kinshasa ny 29 jolay hatramin'ny 6 Aogositra 2023 hoavy izao dia nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin'ireo...
Notontosaina ny 28 febroary 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin'ireo Filohan'ny Federasionina sy Tale Teknika nasionaly rehetra izay mandray anjara amin'ny lalaon'ny nosy andiany faha11 izay ho tanterahina eto Madagasikara...