Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, niaraka tamin'ireo mpiara-miasa aminy notronin'ny Governoran'ny Faritra Menabe sy ny orinasa misahana ny...
Araka ny kabary izay nataon' Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA amin'ny fampiroboroboana ny taranja Tsipy kanetibe, dia tonga nitafa sy nidinika niaraka tamin'Andriamatoa minisitra André Haja RESAMPA, tao Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny komity Olaimpika Malagasy, Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO, ny 24 febroary 2023. Niarahaba sy nirary soa...
Nandray ny solontenan'ny klioban'ny Stef'auto Atsinanana tao amin'ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny 24 febroary 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Anisan’ireo klioba hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny «...
Tontosa ny 21 febroary 2023, teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian'ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ny Minisitra teo aloha, Andriamatoa TINOKA Roberto....
Niainga ny17 febroary 2023 ihany koa ireo andiany faharoa amin'ireo atleta hisitraka fiofanana any Chine izay fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ho an' ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy. Atleta miisa 8 avy...
Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny faha 17 febroary 2023, ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny taranja basket-ball na ny «FIBA 3x3 Africa Cup » lehilahy sy...
Araka ny fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy, dia nanainga ho any Chine tamin'ny herinandro lasa teo ny taranja 4 : ny Athlétisme, ny Badminton, ny Haltérophilie ary ny...
Taorian'ny fitsenana tamin'ny fomba makotrokotroka nataon'ny vahoaka Malagasy an'ireo mahery fontsika ny alahady faha 05 febroary 2023 lasa teo, dia noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tamin'ny fomba ofisialy teny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha ny...
Nigadona ny faha 05 Febroary 2023 tamin'ny 1h30 tolakandro teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay niady sy naneho lalao tsara nandritra ny fifaninanana CHAN 2022, izay natao tany Algérie ary nahazo ny laharana fahatelo aty...