Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao amin'ny...
Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin'ny Faritr'i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO. Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC. Tonga tao...
Ho fiaraha-mientana sy fanampiana ny mpiara-belona izay tra-boina noho ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO, dia mamita iraka any amin'ny Faritra Menabe ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Nisy avy hatrany ny fidinana ifotony...
Nanatanteraka fivoriana tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina, ny 20 janoary 2023 ireo tompon'andraikitra rehetra eto anivon'ny Minisitera. Fivoriana izay niompana tanteraka tamin'ny fanomanana ny asa ho tanterahina izay miandry ao anatin'ny enim-bolana voalohany. Ny...
Nanatanteraka fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena eo an-dalam-pamitana toy ny dobo filomanosana olaimpika sy ny kianja mitafo mahazaka mpijery 4.000 ao renivohim-paritry ny Boeny, ny 15 desambra 2022 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,...
Tanterahana eto Madagasikara ny 14 hatramin'ny 16 desambra 2022 izao ny fivorian'ireo mpikambana ao amin'ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasim-be Indiana izay fivoriana mahakasika ny fanomanana ny lalaon'ny Nosy izay ho...
Notanterahana ny 12 desambra 2022 tao amin'ny IKM Antsahavola ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Forum International de la Jeunesse et de l'Emploi Vert andiany faha-2 na ny FIJEV izay sehatra hampivondronana sy hanohanana ireo tanora misehatra amin'ny...
Nifarana ny 08 desambra 2022, tetsy amin'ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana ho an'ireo Atleta mpiangaly ny taranja tolona, izay niarahana tamin-dRamatoa Anne-Catherine DELUNTSCH, manam-pahaizana iraisam-pirenena amin'izany taranja izany....
Tonga soa an-tanindrazana ny 06 desambra 2022 ireo ekipam-pirenena Malagasy izay niatrika ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika eo amin'ny taranja Basketball 3×3 notanterahana tany le Caire, Egypte. Miarahaba manokana ireo Atleta sy ny mpanazatra izay nitondra avo ny...
Nandray ireo manam-pahaizana iraisam-pirenena 2 misahana ny taranja tolona tao amin'ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny faha 06 desambra 2022 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Ramatoa Anne CATHERINE, mpanao fanatanjahantena...