Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Ho fanomanana ny fandraisana ny lalaon'ny Nosy andiany faha 11 izay hotanterahana eto Madagasikara ny taona 2023 dia nanatanteraka fitsidihana ny toerana hametrahana ny biraon’ny komity mpikarakara ny lalaon’ny Nosy na ny COJI tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny...
Notanterahana nandritra ny telo andro, ny faha 29 novambra hatramin'ny faha 01 desambra 2022, ny tomban'ezaka ny asa natao nandritra ny taona 2022 niarahana tamin'ny UNICEF " Section SBC na ny Social Behaviour Change". Nandritra izany dia nisy fandrafetana ny...
Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin'ny faritra Vatovavy sy Fitovinany ny delegasionan'ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale jeneraly misahana ny Tanora sy ireo teknisiana avy ao amin'ny UNFPA izay anisan'ny mpanohana ny tanora amin'ny...
Notanterahana ny 27 novambra 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Manakara, Faritra Fitovinany. Tonga nitokana izany ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA, notronin'Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ary ny Minisitry ny Tanora sy ny...
Tanterahina eto Antananarivo, manomboka ny faha 24 hatramin'ny faha 27 novambra 2022 izao ny CHALLENGE TROPHY ZONE VII eo amin'ny taranja Handball. Firenena miisa telo no mandray anjara amin'izany, Maurice, Seychelles ary Madagasikara. Tonga nanatrika ny fanokafana...
Tontosa ny 17 novambra 2022 tao amin'ny Carlton Anosy, ny lanonana ara-pomba ofisialy namoahana ireo tanora vehivavy, izay niofana amin'ny fampiroboroboana ny vehivavy eo amin'ny sehatra fahaiza-mitantana ara-demokratika, ny zon'ny maha olona ary ny fahaizan'ny...
Notanterahana tao Sambava, ny faha 16 novambra 2022, ny andro faharoa nampisehoana ireo vokatry ny asa nataon'ireo tanora nandritra ny iray taona izay nanatanterahana ny tetikasa ObsMada. Tetikasa izay vatsian'ny PBF na Peace Building Fund, arindran'ny PNUD ary...
Tao aorian'ny fampiofanana izay nokarakarain'ny OBS Mada ho an'ireo tanora mahakasika ny "Système d'Alerte Précoce pour la Prévention des Conflits SAP-PC na ny Rafitra fanairana hisorohana ny disadisa, dia notontosaina ao Sambava nandritra ny roa andro, ny 15 sy ny 16...
Tontosa ny 14 novambra 2022 tetsy amin'ny "Chambre de Commerce et Industrie" Antaninarenina ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny herinandron'ny fandraharahana na ny Global Entrepreneurship Week(GEW), izay hankalazaina isan-taona mandritra ny...
Tontosa ny 12 novambra 2022 tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Concours scolaire U15 CAF- Football féminine », ho an’ny taranja baolina kitra sokajy vehivavy, latsaka ny 15 taona izay tafiditra ao anatin’ny...