Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahana ny 11 novambra 2022 tao amin'ny domaine Ilo Andakana, Ambohidratrimo ny atrikasa izay nokarakarain'ny tetikasa MIONJO. Manana anjara toerana lehibe ny sehatry ny tanora eo amin'ny fampandrosoana ny firenena. Nandritra izany no nitondran-dRamatoa...
Notanterahina ny faha-05 sy faha-06 novambra 2022 tao amin'ny lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Basketball. Ny MB2ALL avy eto Analamanga no nibata ny amboara nanoloana ny...
Tontosa ny 06 novambra 2022 ny hazakazaka ara-pirahalahina na ny "Course de l'Amitié" izay niatomboka teo amin'ny Parvis Analakely, nandalo teny Behoririka ary nifarana tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina. Hetsika izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha-50...
Tontosa ny faha 28 hatramin'ny 29 oktobra 2022 teny amin’ny Centre de conférences internationales (CCI) Ivato ny "Forum national des investissements pour l'émergence de Madagascar". Fihaonana hampivondronana ireo mpisehatra avy amin’ny fanjakana, ny sehatra tsy...
Notanterahana ny 27 oktobra 2022 teny amin'ny Ibis akorondrano ny atrikasa narahana ady hevitra nanaovana ny tomban’ezaka ary ny drafitr’asa manaraka mahakasika ny tetikasa OBS Mada. Ny tanjona amin'izany dia ny hahafan'ireo tanora manodidina ny 7 000 isa manerana ny...
Nisy ny fihaonana teo amin-dRamatoa RAKOTOZAFY Rosa, Tale Jeneralin'ny Fanatanjahantena sady Filoha Lefitry ny CIGEPS miandraikitra ny Zone Afrika eo anivon'ny UNESCO izay nentiny nampahafantarana ny " En forme pour la Vie " na " Fit for Life" izay fandaharan'asan'ny...
Tonga soa an-tanindrazana ny delegasiona Makis vehivavy avy niatrika sy niaro ny voninahim-pirenena nandritra ny Rugby Africa Women's Cup tany Tunisie ny 14 hatramin'ny 22 oktobra 2022. Nivoaka laharana voalohany tao amin'ny vondrona C nisy azy ireo ny Makis Ladies...
Notanterahana ny 24 oktobra 2022 ny lanonana fanolorana mari-pankasitrahana ho an'ireo vondron-tanora izay nahazo ny amboara tamin'ny fifaninanana Hack4Peace sy ny YouthMobile, izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny "Journée des Nations Unies" Ny Hack4Peace dia...
Tonga nitsidika ny Minisiteran'ny Tanora sy Fanatanjahantena ny tompon'andraikitra vitsivitsy avy ao amin'ny Nosy La Réunion izay nisy an'i Ramatoa Patricia Profil izay mpanolotsainam-paritra momba ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina, Andriamatoa Stéphane Singa,...
Tamin'ity taona 2022 ity, ny YouthConnekt Afrika dia mandray ny fivoriana fahafito niarahan'ireo komity mpitantana avy amin'ny Minisitera misahana ny Tanora mikambana ao anatin'ny YouthConnekt izay tarihan'ny Minisitry ny Tanora sy ny Kolontsaina Rwanda, Ramatoa...