Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tonga nitsidika ara-pomba ofisialy ny Préfet an'i Morondava sy ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra Menabe ny delegasiona avy eto amin'ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora niaraka tamin'ireo mpiara-miasa aminy, ny...
Araky ny toromarika avy amin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA dia tonga nidina ifotony any an-toerana ireo ekipan'ny Ministera izay notarihan'ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, hijery ny fikarakarana amin'ny fanomanana ny andro...
Nandray avy hatrany ireo mpanazatra matihanina avy any Chine izay notarihan'ny "Chargé d'Affaires" eo anivon'ny Masoivohon'i Chine miasa sy monina eto Madagasikara ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 11 jolay 2023....
Nigadona ny 11 jolay eto Antananarivo, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine nafaran'ny fitondram-panjakana manokana izay tafiditra amin'ny fiaraha-miasa ara-teknika eo amin'ny firenena Sinoa-Malagasy. Taranja miisa efatra (4) no hisitraka izany fiofanana izany toy...
Notanterahana ny 9 jolay 2023 tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara tamin'ny fifaninanana Orange Pro League 2023. Ny Fosa Juniors FC avy any Mahajanga no nandrombaka ny amboara tamin'izany ka voahosotra ho...
Notanterahana ny 7 Jolay 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny hetsika Youth Corner izay karakarain'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Aharitra 2 andro, ny 7 sy 8 Jolay ny hetsika ary ahitana sy ahalalan'ny...
Tao aorian'ny faritra Analamanga sy faritra Toamasina dia anjaran'ny tanora tao amin'ny faritra Boeny indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan'Andriamatoa Minisitra André Haja...
Tafaverina an-tanindrazana ny 04 jolay 2023 ny ekipam-pirenena Malagasy ANKOAY izay nitondra avo ny voninahim-pirenenanandritra ny fifaninanana fiadiana ny tompondaka maneran-tany eo amin'ny taranja basket-ball latsaky ny 19 taona, natao tany Debrecen Hongrie....
Nigadona an-tanindrazana ny 26 Jona 2023 i RANOMENJANJARY Sitrakiniaina Alban, atleta nisolo tena an'i Madagasikara tamin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika taranja Bras de Fer, izay natao tao Accra. Medaly miisa efatra (4) no azon'i Madagasikara izay mitsinjara toy...
Notanterahana ny 20 jona 2023 tao amin'ny Radisson Blu Hotel ny fampahafantarana tamin'ny fomba ofisialy ny fikambanana AIKA izay mampivondrona tanora miisa 50.000 ankehitriny avy amin'ny fikambanana tanora samihafa manerana an'i Madagasikara. Nandritra izany no...