Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Nanatanteraka fitsidihana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 19 jiona 2023 ny solontena mpisolo-toerana eo anivon'ny UNFPA, Ramatoa Miranda TABIFOR izay solontena avy amin'ny Masoivohon’ny firenena mikambana. Voaresaka nandritra izany ny fivoaran'ny...
Notanterahana ny 18 jona 2023 ny famaranana ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara sokajy N1B taranja Basketball, izay natao tany Morondava ny 10 hatramin'ny 18 Jona 2023 lasa teo. Miarahaba ny ekipan'ny COSFA izay voahosotra ho tompondaka ny taona 2023....
Notanterahana ny 19 jona 2023, tao amin'ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha, ny fanokafana ny tetikasa vaovao eo amin'ny sehatry ny fampiroboroboana ny hetsika ara-panatanjahantena ho an’ireo manana fahasembanana eto Madagasikara. Tetikasa izay hiarahan'ny...
Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan'i Ghana ny Barean'i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin'ny fifanitsananana CAN 2023. Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ireo...
Nigadona ny 18 jona 2023 ihany koa ireo andiany faharoa tamin'ireo atleta nisitraka fiofanana tany Chine izay fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena izay tafiditra ao anatin'ny fanomanana ny lalaon'ny Nosy andiany...
Notanterahana ny 16 jona 2023, teny amin'ny kianja filalaovana tsipy kanetibe Ivato ny fanokafana ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja tsipy kanetibe. Haharitra telo andro ity fifaninanana ity. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisiteran'ny...
Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana ny 15 jona 2023 ireo andiany voalohany tamin'ireo atleta Malagasy nisitraka fiofanana tany Chine mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena. Mpiangaly ny taranja Atletisma miisa 15 sy ny taranja Haltérophilie miisa 14 miampy...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 15 jona 2023 ireo tompon'andraikitra avy amin'ny bureau mondial du scoutisme izay notarihan' Andriamatoa Fréderic Tutu Kama-Kama, Directeur régional pour l'Afrique sy Ramatoa Mary...
Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny delegasiona avy amin'ny Masoivohon'i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Taekwondo, Andriamatoa RAMANANTSOA Christian, ny 12 jona 2023. Nandritra izany...
Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin'ny kianja mitafon'ny Akorondrano ny fiadiana ny "Coupe de l'Ambassadeur de la République de Corée 2023" eo amin'ny taranja Taekwondo izay nokarakarain'ny Masoivohon'i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny...