Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tontosa ny 11 jona 2023, tetsy amin'ny kianja Makis Andohatapenaka ny Festival des Rugbys 2023 izay hetsika eo ambany fiahian'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena hiarahana amin'ny Masoivohon'i Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, ny Rugby Malagasy, ny...
Notanterahana ny 11 jona 2023 ny hazakazaky ny firaisankina izay tafiditra ao anatin'ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tamin'ny alalan'ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny...
Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin'ny sekoly " Madagascar Swiss School", Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona 2023 ho an'i Madagasikara. Ny Komity Olaimpika Malagasy no nikarakara izany izay nahitana fampisehona sy fifaninanana...
Notanterahana ny 8 jona 2023 ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny tetikasa "Football For Schools" izay fampihofanana ho lasa mpanazatra mpanabe na "Coach- Éducateur" ny baolina kitra an-tsekoly izay karakarain'ny FIFA sy ny Federasionina Malagasy ny baolina kitra....
Tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny tompon'andraikitra avy amin'ny FIFA mahakasika ny baolina kitra an-tsekoly, Ramatoa FATIMATA izay mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy ny taranja baolina kitra...
Tontosa ny 03 Jona 2023 ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Bodybuilding, izay notanterahana teny amin'ny Mining Business Center, Ivato Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay...
Nandray ireo solontena avy amin'ny firenena mikambana (Nations-Unies), ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 02 jona 2023. Voaresaka nandritra izany ny mety ho endrika fiaraha miasa hisy eo anivon'ny Minisiteran'ny ny Tanora...
Notontosaina ny 02 Jona 2023, teo amin’ny Lapan’ny tananan'Antananarivo ny fanombohana ny fankalazana ny faha-63 taona namerenana ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara sy fanomezan-kasina ny fiandrianam-pirenena. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny...
Noraisin'Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin'ny Kianja BAREA Mahamasina ny 01 Jona 2023 ireo ekipam-pirenena «Akio» Handball, sokajy "cadettes sy juniors" izay niatrika ny IHF TROPHY AFRICA-ZONE 6, natao tany Afrika...
Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an'ny Malagasy ao amin'ny Faritra Menabe, izay tafiditra anatin'ny veliranon'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Tonga nanome voninahitra sy nanokatra izany ny Talen'ny Kabinetra eto...