Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tonga nanao tatitra teny amin'ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza mahakasika ny zava-bitan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian'ny nanendrena azy ny volana febroary 2023, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja...
Tao aorian'ny nahavitan'ireo tanora avy amin'ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy ny module 1 , culture de vision na ny kolontsainan'ny vina dia nisitraka fiofanana mahakasika ny "module" manaraka indray izy ireo. Tontosa tao amin'ny ANS Ampefiloha ny 27 may 2023...
Notanterahana ny 27 may tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana ny fihaonamben'ny Karate Malagasy izay mifanindran-dalana amin'ny fiadiana ny "Coupe du Président" izay haharitra roa andron'ny 27 hatramin'ny 28 may 2023. Nandritra izany...
Tontosa ny 27 may 2023 ny famaranana ny Herinandron'ny Mpanazava "Mpanazava Day" tao amin'ny LTP Alarobia. Hetsika maro no nanehoan'ireo zatovovavy ity "Mpanazava Day" ity toy ny hetsika ara-kolontsaina, ny hetsika ara-panatanjahantena, ny fampirantiana tamin'ny trano...
Notanterahana ny 22 hatramin'ny 26 May 2023 tao amin'ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana ho fanamafisana ny fahaiza-manao ho an'ireo mpiara-miasa eto anivon'ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
Noraisin' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao amin'ny biraony ao amin'ny Kianja Barea Mahamasina, ny faha 25 May 2023 i RAPO NAKANY Nichols Atlas izay hisolotena an'i Madagasikara mandritra ny Nasser fellowship izay hatao any...
Tao aorian'ny nahavoafidy an'Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO ho tanora mpitarika mendrika indrindra manerana an'i Afrika ny taona 2023 na ny Young African Leaders Awards, sokajy Kwame Nkrumah’s Visionary Leadership Awards dia tonga nanolotra ny "Médaille d'honneur na...
Nandray ny tompon'andraikitry ny Get in to Rugby 2.0 avy eo anivon'ny World Rugby, Ramatoa Ninette KRUYT, ny Tale misahana ny taniketsan'ny Fanatanjahantena eto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa ANDRIANIAINA Tiavina Arnaud sy ny...
Nandray ny masoivohon' i Maroc miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Mohammed BENJILANY, tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 23 may 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Voaresaka nandritra izany ny...
Nifarana ny 21 May 2023 ny fivoriana iraisan’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasimbe Indiana, izay nandritra ny 4 andro ny 18 hatramin'ny 21 May 2023. Firenena 7 no nandray anjara tamin’izany dia Maurice, Maldives, Mayotte,...