Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Nihaona tamin'ny masoivohon'i Korea monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa SON Yongho, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA ny faha 12 may 2023 lasa teo. Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena roa tonta eo...
Notanterahana ny 12 may 2023, tao amin'ny HABAKA Tsimbazaza ny fanokafana ny fiofanana momba ny fahaizana nomerika niarahana tamin'ireo iraky ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora, izay notarihan-dRamatoa Chido Mpemba. Nisolotena an'Andriamatoa André Haja...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Federasiona Malagasy ny taranja tennis, izay tarihan'ny Filohany, Andriamatoa Soloniaina RAKOTOMANIRAKA, ny 11 may 2023. Voaresaka nandritra...
Nandray ny delegasiona avy amin'ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 11 may 2023 tao amin'ny biraony, Ambohijatovo....
Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny " Journée des médaillés" tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy namiratra sy nitondra vokatra tsara teo amin'ny fifaninanana kaontinanta Afrikanina sy ny iraisam-pirenena...
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin'ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron'i Inde monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa Bandaru WILSONBABU, ny 04 may 2023....
Nandray ny masoivohon' i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 04 may 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Fiatrehana sy fifanohanana...
Tao aorian'ny faritra Analamanga dia anjaran'ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA. Tanora...
Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin'ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module 3 mahakasika ny lohahevitra "Fanabeazana maha-olom-pirenena vanona, fandriampahalemana, ady amin'ny kolikoly, fiarovana ny tontolo iainana" sy ny...
Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 02 may 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany eo anivon'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin'ny Antenimierandoholona Anosy. Tonga nanatrika izany ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta, izay notarihan'ny...