MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FIOFANANA MAHAKASIKA NY HAITANTANA

Notanterahana ny 22 hatramin’ny 26 May 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana ho fanamafisana ny fahaiza-manao ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay nokarakarain’ny Fitaleavana misahana ny mahaolona (DRH) sy ny Institut National de la Jeunesse (INJ).

Mpiofana miisa 52 avy amin’ny departemanta tsirairay avy misy eto anivon’ny Minisitera no nisitraka ity fiofanana ity nandritra ny 5 andro.

Nifarana tamin’ny fizarana ny mari-piofanana izany ho an’ireo mpiofana izay nahavita tsara hatramin’ny farany.

Autre Articles

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao amin'ny...

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin'ny Faritr'i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO. Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC. Tonga tao...

VOIN-KAVA MAHATRATRA

VOIN-KAVA MAHATRATRA

Ho fiaraha-mientana sy fanampiana ny mpiara-belona izay tra-boina noho ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO, dia mamita iraka any amin'ny Faritra Menabe ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Nisy avy hatrany ny fidinana ifotony...