MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

TARANJA TAEKWONDO: FIADIANA NY « COUPE DE L’AMBASSADEUR DE LA RÉPUBLIQUE DE CORÉE »

Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin’ny kianja mitafon’ny Akorondrano ny fiadiana ny « Coupe de l’Ambassadeur de la République de Corée 2023 » eo amin’ny taranja Taekwondo izay nokarakarain’ny Masoivohon’i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy ny taranja Taekwondo.

Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay manohana mandrakariva ny fanatanjahantena Malagasy.

Autre Articles

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao amin'ny...

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin'ny Faritr'i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO. Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC. Tonga tao...

VOIN-KAVA MAHATRATRA

VOIN-KAVA MAHATRATRA

Ho fiaraha-mientana sy fanampiana ny mpiara-belona izay tra-boina noho ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO, dia mamita iraka any amin'ny Faritra Menabe ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Nisy avy hatrany ny fidinana ifotony...