Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan’i Ghana ny Barean’i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin’ny fifanitsananana CAN 2023.
Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo olo-manankaja maro samihafa.