Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy.
Nisy ny fidinana ifotony teny an-toerana ho fijerena ny pitsopitsony farany amin’ny fikarakarana izany. Tonga nanatrika izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA niaraka tamin’ireo mpikambana vitsivitsy ao anatin’ny Governemanta, ny faha 28 jolay 2023.
« Fandresena anaty firaisan-kina sy fahasamihafana »
“Ensemble pour une victoire dans l’unité et la diversité”