MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

TARANJA BOXE: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

Tsy namela irery ireo mpiangaly ny taranja « Boxe » hiatrika ny lalaon’ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara ny faha 25 Aogositra hatramin’ny 03 Septambra 2023 izao ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, no sady Minisitra mpiahy ity taranja ity, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy eto anivon’ny Minisitera.

 

Nandritra izany dia nijery ifotony teny amin’ny toerana fanaovan’izy ireo fanazarantena ny tenany ary nanolotra fanomezana ho fanomanana ity lalaon’ny Nosy ity.

 

 

« Fandresena anaty firaisan-kina sy fahasamihafana »

“Ensemble pour une victoire dans l’unité et la diversité”

Autre Articles

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao amin'ny...

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

FANDALOVAN’NY RIVO-DOZA CHENESO

Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin'ny Faritr'i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO. Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC. Tonga tao...

VOIN-KAVA MAHATRATRA

VOIN-KAVA MAHATRATRA

Ho fiaraha-mientana sy fanampiana ny mpiara-belona izay tra-boina noho ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO, dia mamita iraka any amin'ny Faritra Menabe ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Nisy avy hatrany ny fidinana ifotony...