PAIKADY IANTSOROHAN’NY MINISTERA MISAHANA NY TANORA
NY FIKAMBANANA TANORA NO MIARA-MISALAHY MIVANTANA HANATANTERAHANA NY VELIRANO FAHA-8 "FAMPIZAKAN-TENA NY TANORA" https://www.facebook.com/114063460452958/posts/421274863065148/
NY FIKAMBANANA TANORA NO MIARA-MISALAHY MIVANTANA HANATANTERAHANA NY VELIRANO FAHA-8 "FAMPIZAKAN-TENA NY TANORA" https://www.facebook.com/114063460452958/posts/421274863065148/
Ny asabotsy faha 11 Desambra teo dia niaraka tamin’ireo « Femmes leaders » teto Moramanga aho namarana ny 16 andro iadiana amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy na ny 16 jours d’activisme. Misy karazany ny herisetra izay atrehin’ny vehivavy sy ny zatovovavy, toy...
Kaominina 4 tato anatin'ny Distrikan' Ambatondrazaka no notsidihin-dRamatoa Vice- Ministre misahana ny tanora omaly. Ny tao amin'ny Kaominina Ambandrika, Kaominina Ambohidava fokonkany Andranomena, Kaominina Ambatosoratra, ary Kaominina Ambohitsilaozana. Nihaino ny...
Manan-talenta sy fahaizana amin'ny lafiny maro ny Tanora Malagasy ary mamiratra hatrany amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Ho amin'ny fahafahana misehatra eo amin'ny iraisam-pirenena dia tsy maintsy ampahafantarina avokoa ary ampitoviana ny Tanora rehetra mba samy...
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan'ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny mahakasika ny Parlement National des Jeunes. Hisy araka izany fifanaraham-piaraha miasa na convention...
Ny fiovaovan'ny toetrandro sy ny fahasimban'ny tontolo iainana no olana goavana atrehin'ny zanak'olombelona amin'izao vanim-potoana iainantsika izao. Mbola eo ihany koa ny kolikoly izay mahakasika ny toeram-piseharana rehetra ary tsy misy afa-miala amin'izany ny...
Tontosaina manomboka androany Alatsinainy 06 Desambra 2021 ka tsy hifarana rahatsy ny Alahady 12 Desambra 2021 ny fampiofanana ireo Tanora 18 ka hatramin'ny 35 taona, miisa 30 mahakasika ny FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO izay tanterahina ao antampo-tananan'i Soanierana...
Nandritra ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena hoan'ny Filatsahana An-tsitrapo, ny 05 Desambra 2021, ny fikambanana One Way for Change dia nikarakara ny hetsika "Award Day", izay fotoana iray fanomezandanja ny ezaka natao sy fankasitrahana ireo mpilatsaka...
Notontosaina nandritra ny 03 andro izay niantomboka ny 01 Desambra 2021 ka hatramin'ny androany 03 desambra 2021 ny atrik'asa izay nijerena ny zava-bita sy hanatsarana ny serasera ho amin'ny fampivoarana ara-pitondratena sy ara-piarahamonina izay nokarakarain'ny...
Misy ny fihaonan'ireo Solombavam-bahoakan'i Madagasikara amin'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta izay tarihin'ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021. Mandritra izany roa andron' ny fihaonana izany no...