Face aux blessés et au mort suite au mouvement de foule avant le début du match Bareas de Madagascar contre les Lions de la Teranga, de Mahamasina, le Ministère de la Jeunesse et des Sports souhaite aux blessés un prompt rétablissement et présente ses sincères condoléances à la famille du mort.
Le ministère de la Jeunesse et des Sports remercie aussi le public et sa sagesse ainsi que tous les amoureux du sport à Madagascar. L’engouement que vous avez, votre soutien et votre foi dans le sport malgache motivent les sportifs pour aller loin.
Le ministère de la Jeunesse et des sports présente ses sincères félicitations aux Bareas de Madagascar qui ont tenu un match haletant face aux Sénégalais et au résultat de 2 à 2 face à des Mondialistes. Le chemin est encore long et le Ministère souhaite aux Bareas d’aller le plus loin possible et vers d’autres victoires.
FAMPITANA VAOVAO AN-GAZETY
Eo anoaloan’ny loza niseho androany maraina teo Mahamasina sy ny famoizan’ain’olona iray, ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena dia mirary fahasitranana feno ho an’ny ireo tra-boina. Ary indrindra maneho fiaraha-miory amin’ny fianakavian’ny mana-manjo.
Tsy hay koa ny tsy hisaotra ny mpitia baolina kitra rehetra tonga marobe, ny Malagasy mpakafy baolina kitra izay naneho fahatoninana sy fahendrena ka nanohana ny ekipantsika nandritra ny lalao. Fanohanana izay mahatonga ny mpanao fantanajahan-tena hanome izay faraheriny.
Ny ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena dia maneho etoana koa ny fisaorana sy fankasitrahana ny ekipan’ny Barea n’i Madagasikara nitondra avo ny voninahi-pirenena ka nahazoana iny vokatra 2 sy 2 iny manoloana ekipa mpanao Mondial. Mirary hatrany Barea ho lasa faran’izay avo amin’ity fifanitsanana sy handresy foana.
RECAPITULATION DE LA QUATRIEME JOURNEE
Athlétisme 100 m filles Claudine Njarasoa (MAD) 12’89. Jany Hanitriniaina (MAD) 12’90 Ali Naoumi (MAY) 13’00. 100 m garçons SAidy Fabrisio (RUN) 11’15. Ali Dreepaul (MRI) 11’29. Jordan Christophe (MRI) 11’35. 400 m filles Koloina Raherinaivo (MAD) 59’57. Tessy...