Nanatanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan'asa "YouthConnekt Madagasikara Fanoitra" izay sehatra
Andro iraisam-pirenena ho an'ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra. MARCHE BLANCHE “Andraso
Hotanterahina anio 12/10/20 amin'ny 7 ora Hariva ny lalao fampivondronana faharoa hihaonan'i Madagasikara sy Burkina Faso.Lalao izay hotanterahina ao amin'ny
Mirindra tsara ny fandaharam-potoan'ny Barea amin'izao ankatokin'ny fanomanana ny tohin'ny fifanitsanana amin'ny CAN 2021 izao.Ny fizahana ara-pahasalamana an'ireo mpilalao sy