Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan'ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny
Ny fiovaovan'ny toetrandro sy ny fahasimban'ny tontolo iainana no olana goavana atrehin'ny zanak'olombelona amin'izao vanim-potoana iainantsika izao. Mbola eo ihany
FANTATRAO VE NY YouthConnekt? Iray amin'ireo fandaharanasan'ny Ministère de la Jeunesse et des Sports entina mampiroborobo ny sehatry ny Fandraharahana
Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara,