MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

All news

Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin'ny fifanarahana
Nanainga io maraina io hihazo an’i Nosy be ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena eo amin’ny taranja basketball . Any an-toerana 
Tanterahina mandritra ny 08 sy 09 febroary 2021 izao ny fivoriam-be virtoaly an'ireo tompon'andraikitra ny Tanora eto amin'ny Faritra SADC,
Mandroso ny asa fanamboarana ny Kianja Synthetique sy ny Kianja mitafo manarapenitra ao amin'ny Distrikan'ny BETAFO, faritra Vakinakaratra. Nidina ifotony
Nisy ny fitsidihana ny fandrosoan'ny asa izay atao ao amin'ny kianja BAREA Mahamasina ny alatsinainy 1 Febroary 2021. Kianja; izay
Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan'ny fitsarana 12 tany amin'ny Faritany Toliara. Tonga nanome voninahitra izany tany
Tonga nanao fitsidihana ny kianjan'ny Centre Régional de la Jeunesse et des Sports sy ny kianjan'ny lycée technique tao Toamasina
Omaly zoma faha 29 janoary 2021 no tonga nidina ifotony sy nitondra fanazavana ara-tekinika amin'ny fananganana Kianja mitafo manarapenitra tamin'ireo
Notanterahina anio ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo Mpampianatra- Mpanabe ara-panatanjahantena nandrato fianarana teo anivon'ny Académie Nationale des SPORTS, misalotra ny
Nitondra vahaolana ho an'ny fanamboarana ny Kianja mitafo manarapenitra ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA ROBERTO.Ity farany
CHARGEMENT EN COURS