par Dsimjs | Avr 11, 2023 | Dircom
Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana. Nankalaza izany ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
par Dsimjs | Avr 7, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ireo tompon’andraikitra rehetra teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, omaly 6 aprily 2023. Nandritra izany dia nanome toromarika ny...
par Dsimjs | Avr 7, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, androany 6 aprily 2023 teto amin’ny biraony Ambohijatovo ny solotenan’ny PNUD monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa NATASHA Van Rijn....
par Dsimjs | Avr 7, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron’i Iran monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa HASSAN Ali Bakhshi,...
par Dsimjs | Avr 6, 2023 | Dircom
Ho fanohanana ny Tanora eny anivon’ny anjery manontolo dia nisy ny fihaonana izay niarahana tamin’ny Filohan’ny Oniversite Antananarivo, Andriamatoa Profesora Mamy Raoul RAVELOMANANA, sy ny Filoha lefitra ny Oniversiten’Antananarivo, Ramatoa...