MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA : 12 Aogositra

Tamin’ny 17 Desambra 1999 no nankatoavina tao amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora ny faha-12 Aogositra mba: – hahafahan’izy ireo mampita ny hetahetany amin’ny fampandrosoana. –...

MAHAJANGA: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Notanterahana tao Mahajanga ny 09 hatramin’ny faha 11 Aogositra 2022 ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo amin’ny fiainana ho an’ny Tanora. Tanora avy amin’ny distrika 18 eto...

FIHAONAN’NY BAREA BEACH SOCCER TAMIN’NY FILOHAM-PIRENENA

Nandritra ny fandalovan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Mahajanga, dia nandray ireo mpilalao baolina kitra izay mandrafitra ny ekipam-pirenena Beach Soccer ny tenany Tamin’ny fandraisam-pitenenana izay nataony no niarahabany ireto mpilalao izay nitondra...
CHARGEMENT EN COURS