MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

TARANJA TEQBALL : FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Notontosaina ny 29 hatramin’ny 30 Jolay 2022, tetsy amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja « Teqball ». Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany, ireo Tale isan-tsokajiny eo...

FOTODRAFITRASA ARA-PANATANJAHANTENA

Ankoatra ny fanaraha-maso ny fikarakarana ny fandraisana ny Afrobasket U18 vehivavy hatao ao Antsirabe dia nohararaotina ihany koa ny fotoana mba hitsidihana ny fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy nijerena ny fandrosoan’ny asa. ANTSIRABE: Kianja mitafo ao...
CHARGEMENT EN COURS