MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

FIARAHA-MIASA MJS- UNFPA

Nahazo fampitaovana MOTO CROSS miisa ny Ministère de la Jeunesse et des Sports avy amin’ny UNFPA Madagascar ho fanamorana ny fidinana ifotony atao ho fampiroboroboana ny Tanora. Ireo Moto ireo dia omena iasana amin’ny Maison des Jeunes any amin’ireto...

FANKALAZANA NY ANDRON’NY 8 MARTSA

Tonga teny Mahamasina nanome voninahitra ny lanonana fankalazana ny 8 martsa izay niarahana tamin’ny Federasiona Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nambarany nandritra ny lahateny nataony fa...

FANDRAKOFANA ALA AN’I MADAGASIKARA

Ny faha 19 Janoary 2022 no nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay natao tao amin’ny Distrikan’i Mahanoro, teo ambany fitarihin’ny Minisitry ny tontolo iainana Baomiavotse Vahinala Raharinirina, MEDD izay nisolo tena...
CHARGEMENT EN COURS