par Dsimjs | Fév 18, 2022 | Dircom
Tonga nanampy ireo faritra nandalovan’ny rivodoza Batsirai ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali sy ny ekipany, indrindra hijery manokana ireo mpiara-miasa eny @ sampan-draharahan’ny MJS eny an-toerana. Eto IFANADIANA izay...
par Dsimjs | Fév 14, 2022 | Dircom
Nandritry ny fandalovan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, tao Morondava, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manara-penitra ny tenany. Hiroso tsy ho ela amin’ny fametahana ireo « Tapis » ny asa, ary nanamafy...
par Dsimjs | Fév 14, 2022 | Dircom
Araka ny toromarika avy amin’ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, mahakasika ny fijerena isam-paritra ireo voina naterakin’ny rivo-doza BATSIRAI, dia nidina avy hatrany aty Morondava, renivohim-paritra Menabe, ny Minisitrin’ny Tanora sy ny...
par Dsimjs | Fév 7, 2022 | Dircom
Misolo tena antsika Malagasy any amin’ny Jeux Olympiques d’hiver izay atao any Pékin, i Mialitiana Clerc sy Mathieu Neumuller. Taranja Ski Alpin no handraisan’izy mianadahy anjara mandritra ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Mankahery azy ireo...
par Dsimjs | Fév 2, 2022 | Dircom
Notolorana ny Vatsy tsinjo ireo fianakaviana tra-boina tao Toamasina noho ny voina nahazo azy ireo taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy « ANA ». Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiavian’ny rivo-doza « Batsirai » izay manambana ny faritra maro eto...