par Dsimjs | Déc 27, 2021 | cat_jeuness, Jeunesse
Noraisin’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson.ny Solontena maharitry ny PNUD Madagascar Natasha Van Rijn ny alatsinainy faha 11 oktobra. Nodinihana tamin’izany ny fanomanana ny dian’ny delegasiona malagasy hiatrika ny Fihaonambe...
par Dsimjs | Déc 20, 2021 | Dircom
Nanomboka omaly faha-18, ary nifarana androany 19 Desambra 2021 ny fifaninanana nasionaly teo amin’ny taranja familiana fiarakodia. Mika RASOAMAROMAKA, mpanamory sy Fabrice RASATA Herindraibe mpanamory mpanampy , mitondra ny fiara Peugeot 208 T16 no voahosotra...
par Dsimjs | Déc 20, 2021 | Dircom
Tanteraka omaly faha- 16 Desambra 2021 tao amin’ny Lapan’ny Antenimerandoholona Anosy, ny fivoriana tsy ara-potoana sy dinidinika teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Antenimerandoholona, Atoa Herimanana RAZAFIMAHEFA. Fivoriana...
par Dsimjs | Déc 16, 2021 | Dircom
Notontosaina omaly Alarobia faha-15 desambra 2021, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana tanora amin’ny fandraharahana eo amin’ny tontolon’ny Fanatanjahantena. Tonga nanome voninahitra izany fotoana izany nisolo tena ny...
par Dsimjs | Déc 16, 2021 | Dircom
Tafiditra ho mpikambana ao amin’ny birao maharitry ny » Association Mondiale Antidopage » i Madagasikara amin’ny alalan’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena. Firenena Afrikanina miisa 3 ihany no tafiditra ao...