par Dsimjs | Sep 27, 2021 | Non classé
Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin’ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Volley-ball. Ny Stef’Auto avy ao Toamasina teo amin’ny...
par Dsimjs | Sep 24, 2021 | Non classé
Amin’izao fandalovan’ ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao...
par Dsimjs | Sep 24, 2021 | Non classé
Ho fikarakarana ny lalaon’ny Vaomieran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena eto amin’ny Ranomasimbe indianina na CJSOI izay hatao atsy amin’ny Nosy Maorisy ny 2022 dia nisy ny fanofanana ireo mpanazatra ireo atleta tanora manana fahasembananana...
par Dsimjs | Sep 24, 2021 | Celcom
Nandritra ny fitsidihana nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny Tanora tao Sambava dia nisy ny fihaonany tamin’ireo Tanora ka nisy ny hafatra izay nampitainy azy ireo nandritra izany. « Afaka havadika ho « Force » ny Tanora, ho Fanoitra...
par Dsimjs | Sep 22, 2021 | Non classé
Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy an’ Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa; Ali Bakhshi Hassan, Masoivoho Iraniana eto Madagasikara anio 21 Septambra 2021 tao amin’ny biraony teo...