par Dsimjs | Sep 15, 2021 | Non classé
Hiatrika ny lalao miverina an’i Lusaka ny Alahady izao ny CFFA izay hifanandrina amin’ny Kabwe Warriors Zambie ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’ny Kaofederasiona. Nanome ny tapakilan’ny fiaramanidina ho an’ireo delegasiona...
par Dsimjs | Sep 15, 2021 | Non classé
Nanomboka anio 13 septembre 2021 ny atrikasa hamaritana ny paikady enti-mampiroborobo ny tanora eto Madagasikara izay niompana tamin’ny famolavolana ny tari-dalana hanatanterahana ny paikady nasionaly « FANOITRA » ho amin’ny fizakan-tena ny tanora sy ny...
par Dsimjs | Sep 11, 2021 | Non classé
Mizotra araka ny tokony ho izy ny fampiofanana ireo Junior Reporters Clubs miisa 30 mianadahy. Ampiofanina azy ireo mandritra izany ny lohahevitra mifandraika amin’ny fiainan’ny zatovo sy ny tanora, ny fihetsika fototra fanaon’ny ankohonana, ny...
par Dsimjs | Sep 11, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka tao amin’ny Le Centell Hôtel & Spa omaly 10 Septambra 2021 ny Ministra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, mahakasika ny fifaninanana ady sisika na « concours de plaidoyer » ho an’ny fisitrahan’ny...
par Dsimjs | Sep 10, 2021 | Non classé
Tonga nanokatra ny hetsika izay karakarain’ny fikambanana Menabe connexion ny 10-11-12 Septambra 2021 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa MAMOD’ALI HAWEL no sady filohan’ity fikambanana ity, anio 10 Septambra 2021 tao Morondava....