par Dsimjs | Oct 30, 2020 | Non classé
Notanterahina ny faha 30 sy 31 oktobra 2020 tao amin’ny Novotel Antananarivo ny YouthConnekt « Fanoitra » eto Madagasikara. Programa iarahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Pnud Madagascar. Nosokafana tamin’ny ady hevitra...
par Dsimjs | Oct 27, 2020 | Non classé
Tonga nametraka ara-pomba ôfisialy an’ireo Ben’ny tanàna voafidy tato amin’ny distrikan’i betroka,ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,anio 27/10/20.Nangetaheta...
par Dsimjs | Oct 27, 2020 | Non classé
Zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny tanora ny Fialamboly. Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,izay tarihin’Atoa Minisitra TINOKA Roberto dia mitrandraka sy mampiroborobo ny tontolon’ny fialambolin’ny tanora eny...
par Dsimjs | Oct 24, 2020 | Non classé
Tsy afa-misaraka amin’ny fampandraisana andraikitra ny tanora ny fampandrosoana ny firenena. Noho izany nandroso vahaolana amin’ny ady atao amin’ny tsy fanjariana ara-tsakafo aty atsimo ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena izay...
par Dsimjs | Oct 24, 2020 | Non classé
Notanterahina anio Asabotsy 24/10/20 ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna rehetra voafidy tato amin’ny distrikan’i Ambovombe Androy. Tonga nampisalotra samboady azy ireo ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra...