par Dsimjs | Juil 21, 2023 | Dircom
Ho fanomanana ny lalaon’ny Nosy dia nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football niaraka tamin’ireo ekipa teknika mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy sy ireo mpanazatra...
par Dsimjs | Juil 21, 2023 | Dircom
Nankalazaina ny 14 sy 15 jolay lasa teo tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fizaran’asa sy traikefan’ny tanora izay nitondra ny lohahevitra « Traikef’2 Asa ». Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dsimjs | Juil 21, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fihaonana tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ny 13 jolay 2023, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine sy ireo Filohan’ny Federasiona amin’ireo taranja misitraka fiofanana izay tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny...
par Dsimjs | Juil 21, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika ara-pomba ofisialy ny Préfet an’i Morondava sy ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Menabe ny delegasiona avy eto amin’ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora niaraka tamin’ireo...
par Dsimjs | Juil 21, 2023 | Dircom
Araky ny toromarika avy amin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA dia tonga nidina ifotony any an-toerana ireo ekipan’ny Ministera izay notarihan’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, hijery ny fikarakarana...