par Dsimjs | Juin 16, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 15 jona 2023 ireo tompon’andraikitra avy amin’ny bureau mondial du scoutisme izay notarihan’ Andriamatoa Fréderic Tutu Kama-Kama, Directeur régional...
par Dsimjs | Juin 13, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny delegasiona avy amin’ny Masoivohon’i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Taekwondo, Andriamatoa RAMANANTSOA Christian, ny 12...
par Dsimjs | Juin 12, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin’ny kianja mitafon’ny Akorondrano ny fiadiana ny « Coupe de l’Ambassadeur de la République de Corée 2023 » eo amin’ny taranja Taekwondo izay nokarakarain’ny Masoivohon’i Korea miasa sy...
par Dsimjs | Juin 12, 2023 | Dircom
Tontosa ny 11 jona 2023, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny Festival des Rugbys 2023 izay hetsika eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena hiarahana amin’ny Masoivohon’i Frantsa monina sy miasa eto...
par Dsimjs | Juin 12, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 11 jona 2023 ny hazakazaky ny firaisankina izay tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tamin’ny alalan’ireo...