par Dsimjs | Mai 12, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Federasiona Malagasy ny taranja tennis, izay tarihan’ny Filohany, Andriamatoa Soloniaina RAKOTOMANIRAKA, ny 11 may 2023....
par Dsimjs | Mai 12, 2023 | Dircom
Nandray ny delegasiona avy amin’ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 11 may 2023 tao amin’ny biraony,...
par Dsimjs | Mai 8, 2023 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny » Journée des médaillés » tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy namiratra sy nitondra vokatra tsara teo amin’ny fifaninanana kaontinanta Afrikanina sy ny...
par Dsimjs | Mai 8, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron’i Inde monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa Bandaru...
par Dsimjs | Mai 5, 2023 | Dircom
Nandray ny masoivohon’ i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 04 may 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Fiatrehana sy...