par Dsimjs | Avr 28, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 25 hatramin’ny 27 aprily 2023 tao amin’ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik’asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan’ireo Governora sy ireo Préfet amin’ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny...
par Dsimjs | Avr 27, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny taratasim-panamarinana ho an’ireo mpanazatra eo amin’ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana...
par Dsimjs | Avr 27, 2023 | Dircom
Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...
par Dsimjs | Avr 26, 2023 | Dircom
Tontosa ny faha 26 aprily 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i John Mario RANDRIAMANANA dit BIGMAN, kintan’ny Bodybuilding, izay nitondra avo ny voninahim-pirenena, tompondaka lefitra manerantany ny...
par Dsimjs | Avr 24, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana. Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.