
UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan’ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan’ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara
Tontosa ny 26 jolay 2023 tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin’ny Komity mpikarakara ny Lalaon’ny Nosy (COJI)
Tontosa ny 21 jolay tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin’ny ireo mpiara miombon’antoka sy ny Fitaleavana misahana ny Tanora
Ho fanomanana ny lalaon’ny Nosy dia nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football
Nankalazaina ny 14 sy 15 jolay lasa teo tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fizaran’asa sy traikefan’ny tanora
Copyright © DSI 2025