
TARANJA TAEKWONDO: FIADIANA NY « COUPE DE L’AMBASSADEUR DE LA RÉPUBLIQUE DE CORÉE »
Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin’ny kianja mitafon’ny Akorondrano ny fiadiana ny « Coupe de l’Ambassadeur de la République de Corée 2023 »
Notanterahana ny 10 sy 11 jona 2023 tetsy amin’ny kianja mitafon’ny Akorondrano ny fiadiana ny « Coupe de l’Ambassadeur de la République de Corée 2023 »
Tontosa ny 11 jona 2023, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny Festival des Rugbys 2023
Notanterahana ny 11 jona 2023 ny hazakazaky ny firaisankina izay tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena.
Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin’ny sekoly » Madagascar Swiss School », Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona 2023
Notanterahana ny 8 jona 2023 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Football For Schools »
Copyright © DSI 2025