
FARITRA MENABE: HERINANDRON’NY KARATANY HO AN’NY MALAGASY
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an’ny Malagasy ao amin’ny Faritra Menabe
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an’ny Malagasy ao amin’ny Faritra Menabe
Tonga nanao tatitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza mahakasika ny zava-bitan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nanendrena azy ny volana febroary 2023
Tao aorian’ny nahavitan’ireo tanora avy amin’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy ny module 1 , culture de vision na ny kolontsainan’ny vina dia nisitraka fiofanana mahakasika ny […]
Notanterahana ny 27 may tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana ny fihaonamben’ny Karate Malagasy
Tontosa ny 27 may 2023 ny famaranana ny Herinandron’ny Mpanazava « Mpanazava Day » tao amin’ny LTP Alarobia
Copyright © DSI 2025