
BASKET 3×3: FIADIANA NY TOMPONDAKA MANERANTANY
Nanainga ny 14 may 2023 nihazo an’i Serbie hiatrika fanomanan-tena mandritra ny 15 andro mialoha ny hiatrehany ny fiadiana ny tompondaka manerantany izay hatao any […]
Nanainga ny 14 may 2023 nihazo an’i Serbie hiatrika fanomanan-tena mandritra ny 15 andro mialoha ny hiatrehany ny fiadiana ny tompondaka manerantany izay hatao any […]
Nihaona tamin’ny masoivohon’i Korea monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa SON Yongho, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA
Notanterahana ny 12 may 2023, tao amin’ny HABAKA Tsimbazaza ny fanokafana ny fiofanana momba ny fahaizana nomerika niarahana tamin’ireo iraky ny vondrona Afrikanina misahana ny […]
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Federasiona Malagasy ny taranja tennis, izay tarihan’ny Filohany
Nandray ny delegasiona avy amin’ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena
Copyright © DSI 2025