
FANOLORANA MARI-BONINAHITRA IREO ATLETA
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny » Journée des médaillés » tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny » Journée des médaillés » tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron’i Inde
Nandray ny masoivohon’ i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo
Tao aorian’ny faritra Analamanga dia anjaran’ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA
Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module 3
Copyright © DSI 2025