
FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS
Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo
Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo
Tontosa ny faha 26 aprily 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i John Mario RANDRIAMANANA dit BIGMAN
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Notanterahina ny 20 aprily 2023, tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoriana momba ny fandaminana rehetra mahakasika ny fankalazana ny andro manerantany ny fanatanjahantena ho […]
Nandray an’i Laura RASOANAIVO RAZAFY, mpiangaly taranja Judo ary mitazona laharana voalohany eran-tany eo amin’ny sokajy « Junior » latsaky ny 70kg ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa […]
Copyright © DSI 2025