
KAONFERANSA: FITANTANANA NY FANATANJAHANTENA EO AMIN’NY SEHATRA AVO LENTA
Notanterahina tetsy amin’ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny » Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin’ny sehatra avo lenta » , izay nokarakarain’ny […]
Notanterahina tetsy amin’ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny » Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin’ny sehatra avo lenta » , izay nokarakarain’ny […]
Tonga niarahaba sy nirary soa an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin’izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball
Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena
Notanterahana ny 15 aprily 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania
Notanterahina nandritra ny telo andro nanomboka ny 14 aprily tao am kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Judo
Copyright © DSI 2025