
TARANJA AVIRON: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron
Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny mombamomban’ny fanomanana ny « FIBA WORLD CUP U19 2023
Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Baolina kitra
Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana.
Nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ireo tompon’andraikitra rehetra teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, omaly 6 aprily 2023. Nandritra izany […]
Copyright © DSI 2025