FANAMBARAM-PANANANA TENY ANIVON’NY HCC
Tanteraka androany Alakamisy 29 Aogositra 2024,teny anivon’ny biraon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) teny ambohidahy ny fanambaram-pananan’ ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena […]

Notanterahina ny 09 septambra 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro
Tontosa ny 3 septambra 2023 teo amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11
Medaly volamena no azony Barea an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Football mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.
Copyright © DSI 2025