
SPORT 2000 : MAGAZAY VAOVAO NOSOKAFANA ETO MADAGASIKARA
Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary
Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary
Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon’ny Malagasy teo amin’ny taranja boxe mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.
Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin’ny Arena Ivandry ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy sy hira) na ny « Volet […]
Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11
Copyright © DSI 2025