
LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy.
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy.
Ho fanomanana ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 dia tonga teny amin’ny Hôtel Mada Espace By Pass ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa […]
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny 26 jolay 2023 teo, ny solontena avy amin’ny EISA
Noraisin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny 26 jolay 2023 ireo tanora skoto
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan’ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara
Copyright © DSI 2025