MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

FIVORIAMBE FAHA-41 NY UNESCO

Tao aorian’ny fihaonan’ny Tale Jeneraly lefitra misahana ny siansa sosialy sy ny maha olona sy ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia niroso tamin’ny « séance plénière » ny fandaharam-potoanan’ny fivoriam-be faha 41 ny UNESCO. Koa...

FIVORIAMBE FAHA-41 NY UNESCO :

Fihaonana tamin’ny Tale Jeneraly lefitra Ny talata faha 23 novambra 2021, no nihaona tamin- dRamatoa Gabriela Ramos, Tale lefitra misahana ny siansa sosialy sy maha olona eo anivon’ny UNESCO ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI...

TSIPY KANETY BE : FIADIANA NY AMBOARA MANERAN-TANY 2021.

Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy izay mandray anjara amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja « Tsipy Kanety Be » izay atao ao Santa Sussana, Espana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Atoa MAMOD’ALI Hawel sy ireo...
CHARGEMENT EN COURS