
FEDERATION MALAGASY D’ESCRIME: FIFIDIANANA FILOHA
Notontosaina anio Zoma faha-7 Janoary 2022 teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja escrime
Notontosaina anio Zoma faha-7 Janoary 2022 teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja escrime
Notontosaina anio Talata faha-28 desambra teny amin’ny Lycée privée Masca teny Ambatofotsy Sabotsy Namehana, ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja savate boxe […]
Tontosa anio alatsinainy faha-27 desambra teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy teny Ivandry ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja judo.
Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, izay fiaraha miasa teo amin’ny […]
Nanomboka omaly faha-18, ary nifarana androany 19 Desambra 2021 ny fifaninanana nasionaly teo amin’ny taranja familiana fiarakodia.
Copyright © DSI 2025