
FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY ANTENIMIERANDOHOLONA.
Tanteraka omaly faha- 16 Desambra 2021 tao amin’ny Lapan’ny Antenimerandoholona Anosy, ny fivoriana tsy ara-potoana sy dinidinika teo ambany fitarihan’ny Filohan’ny Antenimerandoholona, Atoa Herimanana RAZAFIMAHEFA.