
FÉDÉRATION MALAGASY BASKETBALL : FIFIDIANANA FILOHAN’NY FEDERASIONINA
Tontosa io maraina io tao amin’ny CEMES Soanierana, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball.
Tontosa io maraina io tao amin’ny CEMES Soanierana, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball.
Notanterahina omaly tolakandro, tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy ny Muay-Thaï (FMMT).
Notontosaina androany 5 desambra tao amin’ny Restaurant Le Pavé Antaninarenina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiaona Malagasy ny Handball. Fifidianana izay natrehan’ny Ministeran’ny Tanora sy […]
Nanatanteraka » Levée de fond », ny eo anivon’ny Federasionina Malagasy ny Dihy ara-panatanjahantena sy ny Dihy mihaja, anio faha 5 desambra, izay nahitana ireo ligy […]
Tontosa anio zoma 3 Desambra 2021 ny fizarana ny « Arrêté de nomination sy ny Note d’affectation » ho an’ireo mpianatra « Maîtres et Maîtresses d’Education Physique et […]
Copyright © DSI 2025