
YOUTH CORNER 2023, FANARARAOTRA HOAN’NY TANORA
Notanterahana ny 7 Jolay 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika Youth Corner
Notanterahana ny 7 Jolay 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika Youth Corner
Tao aorian’ny faritra Analamanga sy faritra Toamasina dia anjaran’ny tanora tao amin’ny faritra Boeny indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA
Tafaverina an-tanindrazana ny 04 jolay 2023 ny ekipam-pirenena Malagasy ANKOAY izay nitondra avo ny voninahim-pirenena
Nigadona an-tanindrazana ny 26 Jona 2023 i RANOMENJANJARY Sitrakiniaina Alban, atleta nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja Bras de Fer
Notanterahana ny 20 jona 2023 tao amin’ny Radisson Blu Hotel ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana AIKA
Copyright © DSI 2025