par Dsimjs | Juin 22, 2021 | Non classé
Notanterahina anio 22 jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra voalohany ho an’ireo Minisitra misahana ny Tanora mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa). Marihina fa ity fivoriana ity dia tohin’ilay fivoriana izay...
par Dsimjs | Juin 18, 2021 | Non classé
Nifarana anio 17 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra izay notarihin’ny African Traditional Sports and Games Confederation (ATSGC) sy ny UNESCO nandritra ny 3 andro izay nitondran’ireo teknisiana ambony momba ny fanatanjahantena manerana an’i...
par Dsimjs | Juin 17, 2021 | Non classé
Nifarana anio 16 Jona 2021 raha naharitra hateloana, ny atrikasa virtoaly niarahan’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora anatin’ny firenena 21 mpikambana amin’ny COMESA. Androany no nitondrana fandravonana ireo tatitra rehetra avy @ firenena...
par Dsimjs | Juin 16, 2021 | Non classé
Manatanteraka fivoriana ampitain-davitra mahakasika ny Fanatanjahantena sy lalao nentim-paharazana ny African Traditional Sports and Games Confederation (ATSGC), manomboka anio 15 Jona hatramin’ny 17 Jona 2021 izao. Izany dia fiaraha-miasa amin’ny...
par Dsimjs | Juin 14, 2021 | Non classé
Nanao ny tatitry ny asa vita nandritra ny taona 2020 teo anivon’ny Antenimierampirenena ireo Minisitra isan-tsokajiny anio 14 jona 2021. Ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Roberto no nanao ny tatitra mahakasika ny...
par Dsimjs | Juin 14, 2021 | Non classé
Nanomboka anio 14 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra tanterahin’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora eo anivon’ny firenena mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa), izay ahitana firenena 21. Amin’ny maha...